Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ASAN’NY APOSTOLY 9-11

Lasa Mpitory Nafana Fo Nefa Nanenjika Be Taloha

Lasa Mpitory Nafana Fo Nefa Nanenjika Be Taloha

9:15, 16, 20-22

Niavaka i Saoly fa tsy hoatran’ny olona sasany. Tonga dia nampihatra an’izay nianarany mantsy izy. Nahoana izy no nahavita an’izany? Tsy nanaiky ho resin’ny tahotra olona izy fa niezaka nampifaly an’Andriamanitra. Tena faly koa izy hoe namindra fo taminy i Kristy. Ary ianao? Mety hoe mianatra Baiboly ianao fa mbola tsy vita batisa. Vonona hanahaka an’i Saoly ve ianao ka hampihatra an’izay ianaranao?