Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ASAN’NY APOSTOLY 19-20

“Tandremo ny Tenanareo sy ny Ondry Rehetra”

“Tandremo ny Tenanareo sy ny Ondry Rehetra”

20:28, 31, 35

Manome sakafo sy miaro ary mikarakara ny ondry ny anti-panahy. Ataony ao an-tsaina koa hoe novidina tamin’ny ran’i Kristy ny ondry tsirairay. Tena tia sy mankasitraka ny anti-panahy isika, satria mahafoy tena hoatran’i Paoly izy ireo.