Anabavy any Soisa mampiseho video avy ao amin’ny Fitaovana Fampianarana

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Desambra 2019

Hevitra Azo Resahina

Hevitra maromaro azo resahina momba ny Baiboly sy izay azontsika atao mba hahasambatra.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tahin’i Jehovah Ilay Vahoaka Be Tsy Tambo Isaina

Hahazo fitahiana ny vahoaka be. Inona no tokony hataonao raha te ho anisan’izy io ianao?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Maty Ireo ‘Vavolombelona Roa’ ary Velona Indray avy Eo

Inona no dikan’ilay fahitan’ny apostoly Jaona momba an’ireo vavolombelona roa?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Nitelina ny Renirano” ny Tany

Ahoana no anampian’i Jehovah an’ireo migadra noho ny finoany?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Aza Matahotra An’ireo Bibidia

Inona no hanampy antsika tsy hatahotra na hanohana an’ireo bibidia voaresaka ao amin’ny Apokalypsy 13?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ilay Ady Hamarana ny Ady Rehetra

Nahoana Andriamanitra no tsy maintsy miady? Inona no tokony hataontsika mba ho tafavoaka velona amin’ilay ady hataony isika?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Ataoko Vaovao ny Zava-drehetra”

Inona no hataon’Andriamanitra mba ho vaovao ny zava-drehetra? Ary inona no dikan’izany?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hatsarao ny Fanompoanao: Ovaovao Arakaraka ny Zava-misy ny Fitorianao

Inona no hanampy anao hanovaova ny fitorianao arakaraka ny zava-misy?