Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

16-22 Desambra

APOKALYPSY 13-16

16-22 Desambra
  • Hira 55 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Aza Matahotra An’ireo Bibidia”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ap 16:13, 14: Ahoana no hanangonana an’ireo firenena ho amin’ny “adin’ilay andro lehiben’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra”? (w12 1/2 6 § 24)

    • Ap 16:21: Inona ny hafatra hotorintsika aloha kelin’ny handravana ny tontolon’i Satana? (w15 15/7 16 § 9)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ap 16:1-16 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA