Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | APOKALYPSY 13-16

Aza Matahotra An’ireo Bibidia

Aza Matahotra An’ireo Bibidia

13:1, 2, 11, 15-17

Mila haintsika tsara hoe inona no mifanitsy amin’ireo bibidia voaresaka ao amin’ny Apokalypsy 13. Tsy hatahotra azy ireo isika amin’izay, ary tsy hanohana azy ireo hoatran’ny ataon’ny ankamaroan’ny olona.

Inona no mifanitsy amin’ny bibidia tsirairay?

BIBIDIA

Ilay dragona.—Ap 13:1

Ilay bibidia manana tandroka folo sy loha fito.—Ap 13:1, 2

Ilay bibidia manana tandroka roa hoatran’ny an’ny zanak’ondry.—Ap 13:11

Ny sarin’ilay bibidia.—Ap 13:15

 

 

 

 

NY MIFANITSY AMIN’IREO BIBIDIA

  • Ny Firenena Matanjaka Anglisy-Amerikanina

  • Ny Fikambanam-pirenena, ary tatỳ aoriana ny Firenena Mikambana

  • Satana Devoly

  • Ny fitondram-panjakana rehetra