2-8 Desambra
APOKALYPSY 7-9
Hira 63 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tahin’i Jehovah Ilay Vahoaka Be Tsy Tambo Isaina”: (10 min.)
Ap 7:9: Mitsangana eo anoloan’ny seza fiandrianan’i Jehovah ilay “vahoaka be” (it “Vahoaka Be”: “Fomba amantarana ilay ‘vahoaka be’” § 2)
Ap 7:14: Ho tafavoaka velona amin’ny “fahoriana lehibe” ny vahoaka be
Ap 7:15-17: Hiaina eto an-tany ireo anisan’ny vahoaka be ary hahazo fitahiana (it “Vahoaka Be”: “Fomba amantarana ilay ‘vahoaka be’” § 1)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Ap 7:1: Mifanitsy amin’ny inona ireo “anjely efatra nijoro teo amin’ny vazan-tany efatra” sy ireo ‘rivotra efatra’? (re 113-115 § 3-4)
Ap 9:11: Iza ilay “anjelin’ny lavaka mangitsokitsoka”? (it “Abadona”: “Iza moa i Abadona, ilay anjelin’ny lavaka mangitsokitsoka?”)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ap 7:1-12 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha ho Tsara Fanahy sy Hangoraka, ary iaraho midinika ny lesona 12 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) w16.01 25-26 § 12-16: Foto-kevitra: Nitombo, tato ho ato, ny isan’ireo mihinana amin’ny mofo sy divain’ny Fahatsiarovana. Nahoana no tsy tokony hampiady saina antsika izany? (th lesona 6)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (8 min.)
Zava-bitan’ny Fandaminana: (7 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Desambra ity.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 93
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 27 sy Vavaka