Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | APOKALYPSY 7-9

Tahin’i Jehovah Ilay Vahoaka Be Tsy Tambo Isaina

Tahin’i Jehovah Ilay Vahoaka Be Tsy Tambo Isaina

7:9, 14-17

Tahin’i Jehovah ny vahoaka be satria...

  • ‘mitsangana eo anoloan’ny seza [fiandrianan’i Jehovah]’: Manohana ny zon’i Jehovah hitondra izy ireo, ary ataony amin’ny fony manontolo izany

  • manao “akanjo fotsy lava”: Olo-marina sy madio izy ireo amin’i Jehovah, noho izy ireo mino ny soron’i Kristy

  • manao ‘fanompoana masina andro aman’alina’: Tsy mitsahatra manompo an’i Jehovah izy ireo, ary manao izay fara heriny

Inona no tokony hataoko raha te ho anisan’ny vahoaka be aho?