23-29 Desambra
APOKALYPSY 17-19
Hira 149 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ilay Ady Hamarana ny Ady Rehetra”: (10 min.)
Ap 19:11, 14-16: Ho ara-drariny ny didim-pitsaran’Andriamanitra, ary i Kristy Jesosy no hampihatra an’ilay izy (w08 1/4 8 § 2-3; it “Soavaly”: “Heviny an’ohatra” § 8)
Ap 19:19, 20: Horinganina ilay bibidia sy ilay mpaminany sandoka (re 286 § 24)
Ap 19:21: Horinganina ny olona rehetra tsy manohana ny zon’i Jehovah hitondra (re 286 § 25)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Ap 17:8: Nahoana ilay bibidia no lazaina hoe ‘efa teo, fa tsy eo izao, ary mbola ho eo’? (re 247-248 § 5-6)
Ap 17:16, 17: Nahoana isika no milaza fa tsy hanjavona tsikelikely ny fivavahan-diso? (w12 15/6 18 § 17)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ap 17:1-11 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 8)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) jl lesona 8 (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Omeo Herim-po Aho: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Omeo Herim-po Aho. Fanontaniana: Rahoviana isika no mila maneho herim-po? Inona ny tantara ao amin’ny Baiboly manampy anao ho be herim-po? Iza no momba antsika? Asaivo mitsangana ny rehetra eo am-pamaranana mba hanao an’io hira io.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 96
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 136 sy Vavaka