9-15 Desambra
APOKALYPSY 10-12
Hira 26 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Maty Ireo ‘Vavolombelona Roa’ ary Velona Indray avy Eo”: (10 min.)
Ap 11:3: Naminany nandritra ny 1 260 andro ireo ‘vavolombelona roa’ (w14 15/11 30)
Ap 11:7: Namono azy ireo ho faty ilay “bibidia”
Ap 11:11: Novelomina indray ireo ‘vavolombelona roa’ rehefa afaka “ny telo andro sy tapany”
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Ap 10:9, 10: Nahoana ilay hafatra nasaina nambaran’i Jaona no sady “mamy” no “nangidy”? (it “Horonam-boky”: “Heviny an’ohatra”)
Ap 12:1-5: Ahoana no nahatanterahan’ireo andininy ireo? (it “Fanaintainan’ny Mihetsi-jaza”: “Heviny an’ohatra” § 6-8)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ap 10:1-11 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Fitoriana tsy ara-potoana mety amin’ny faritaninareo atao. (th lesona 3)
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo iray amin’ireo Fitaovana Fampianarana ilay olona avy eo. (th lesona 9)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“‘Nitelina ny Renirano’ ny Tany”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Nafahana avy Tany Am-ponja ny Rahalahy Koreanina.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 94
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 47 sy Vavaka