Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | APOKALYPSY 10-12

Maty Ireo ‘Vavolombelona Roa’ ary Velona Indray avy Eo

Maty Ireo ‘Vavolombelona Roa’ ary Velona Indray avy Eo

11:3-11

  • ‘Vavolombelona roa’: Ireo rahalahy voahosotra nitarika ny vahoakan’i Jehovah tamin’ny 1914. Tamin’io no nanomboka nanjaka ny Fanjakan’Andriamanitra

  • Novonoina ho faty: Nogadraina izy ireo, ary tsy afaka nitarika ny asa fitoriana intsony. Nitranga izany rehefa avy nitory ‘nitafy akanjo gony’ nandritra ny telo taona sy tapany izy ireo

  • Novelomina indray: Navoaka ny fonja ireo rahalahy voahosotra ireo, ary afaka nitarika ny asa fitoriana indray. Nitranga izany rehefa tapitra ireo telo andro sy tapany nahafatesan’izy ireo