14-20 Desambra
LEVITIKOSY 12-13
Hira 140 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Fianarana avy Amin’ny Lalàna Momba ny Habokana”: (10 min.)
Le 13:4, 5: Natokan-toerana ny boka (wp18.1 7)
Le 13:45, 46: Nila nitandrina ny boka mba tsy hamindra amin’ny hafa (wp16.4 9 § 1)
Le 13:52, 57: Tsy maintsy nopotehina izay zavatra nisy habokana (it “Habokana”: “Famantarana an’ilay aretina” § 4)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Le 12:2, 5: Nahoana ny vehivavy no lasa ‘maloto’ rehefa niteraka? (w04 15/5 23 § 2)
Le 12:3: Inona no mety ho nahatonga an’i Jehovah handidy hoe tamin’ny andro fahavalo no natao ny famorana? (wp18.1 7)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 13:9-28 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nahay nampiasa fanontaniana i Lova? Ahoana no ahitana hoe nahay nanazava andinin-teny izy?
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 19)
Fiverenana Mitsidika: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo bokikely Vaovao Tsara ilay olona avy eo, ary ampiasao ny lesona 11 mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 9)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) lv toko 3 § 1-7, efajoro “Iza no Namana Tsara?”
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 63 sy Vavaka