21-27 Desambra
LEVITIKOSY 14-15
Hira 122 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tsy Maintsy Madio Ireo Manaraka ny Fivavahana Marina”: (10 min.)
Le 15:13-15: Tsy maintsy nanadio ny tenany izay lehilahy naloto (it “Fandroana” § 4)
Le 15:28-30: Tsy maintsy nanadio ny tenany izay vehivavy naloto (it “Fadimbolana”: “Nambaran’ny Lalàna hoe ‘naloto’” § 2)
Le 15:31: Takin’i Jehovah ny fahadiovana eo amin’ny fanompoana azy (it “Toerana Masina” § 3)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Le 14:14, 17, 25, 28: Nisy fombafomba fidiovana nila natao tamin’ny boka rehefa sitrana izy. Inona no ianarantsika avy amin’izany? (it “Sofina”: “Heviny an’ohatra” § 6)
Le 14:43-45: Inona no nianaran’ny Israelita momba an’i Jehovah, tamin’ilay lalàna momba ny habokana mampidi-doza amin’ny trano? (g 1/06 14, efajoro)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 14:1-18 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraka fanontaniana ilay olona, na misy zavatra resahiny. Mametraha gazety miresaka momba an’ilay izy. (th lesona 16)
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 11)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) fg lesona 11 § 6-7 (th lesona 19)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ampiasao Foana Ireo Gazety”: (10 min.) Fiaraha-midinika.
Zava-bitan’ny Fandaminana: (5 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Desambra ity.
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) lv toko 3 § 8-15, efajoro “Ahoana no Nahazoanay Namana Tsara?”
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 106 sy Vavaka