28 Desambra 2020–3 Janoary 2021
LEVITIKOSY 16-17
Hira 41 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Fianarana avy Amin’ny Andro Fandrakofam-pahotana”: (10 min.)
Le 16:12: Toy ny hoe niseho teo anatrehan’i Jehovah ny mpisoronabe (w19.11 21 § 4)
Le 16:13: Nanolotra emboka manitra ho an’i Jehovah ny mpisoronabe (w19.11 21 § 5)
Le 16:14, 15: Nanao fandrakofam-pahotana ho an’ny mpisorona sy ny vahoaka ny mpisoronabe (w19.11 21 § 6)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Le 16:10: Nahoana ilay osilahy ho an’i Azazela no mifanitsy amin’ny soron’i Jesosy? (it “Azazela” § 6)
Le 17:10, 11: Nahoana isika no tsy manaiky hampidiran-dra? (w14 15/11 10 § 10)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 16:1-17 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na bokikely fianarana Baiboly avy eo. (th lesona 4)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) fg lesona 1 § 1-2 (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Vonona Hanao Fangatahana Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mazoto Mijinja ny Vokatra ny Misionera.
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) lv toko 3 § 16-21
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 115 sy Vavaka