Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LEVITIKOSY 10-11

Tiantsika Kokoa Noho ny Fianakaviantsika i Jehovah

Tiantsika Kokoa Noho ny Fianakaviantsika i Jehovah

10: 1, 2, 4-7

Iharam-pitsapana ny tsy fivadihantsika rehefa misy olona akaiky antsika voaroaka. Tsy tokony hifanerasera aminy intsony mantsy isika. Manasongadina an’izany ilay toromarika nomen’i Jehovah an’i Arona. I Jehovah no tokony ho tiantsika kokoa noho ireo havantsika voaroaka.

Inona no fitahiana mety ho azon’ireo mankatò ny toromarik’i Jehovah momba ny voaroaka? —1Ko 5:11; 2Jn 10, 11