Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | NEHEMIA 1-4

Tena Tian’i Nehemia ny Fivavahana Marina

Tena Tian’i Nehemia ny Fivavahana Marina

455 T.K.

  1. Nisana (Mar./Apr.)

    2:4-6 Nangataka alalana hanorina an’i Jerosalema i Nehemia. Tao ny foiben’ny fivavahana marina tamin’ny androny

  2. Iara

  3. Sivana

  4. Tamoza (Jona/Jolay)

    2:11-15 Tonga i Nehemia, ary nandinika hoe aiza avy no rava tamin’ny manda

  5. Aba (Jolay/Aog.)

    3:1; 4:7-9 Natomboka ny fanorenana, na dia nisy nanohitra aza

  6. Elola (Aog./Sept.)

    6:15 Vita ny manda, rehefa afaka 52 andro

  7. Tisry