Manohana ny Fivavahana Marina ny Olona Tsy Mivadika
Be dia be ny ezaka nataon’ny vahoakan’Andriamanitra
-
Nanomana tsara ny Fetin’ny Trano Rantsankazo ny olona, ary nankalaza azy io
-
Nivory ny vahoaka isan’andro ka nihaino tsara rehefa novakina ny Lalàn’Andriamanitra. Faly izy ireo noho izany
-
Niaiky ny fahadisoany ny olona, ary nivavaka sy nangataka ny fitahian’i Jehovah
-
Nampanantena izy ireo fa hanaiky foana an’izay asain’i Jehovah atao
Nanohana foana ny fivavahana marina izy ireo raha:
-
Olona manompo an’i Jehovah ihany no nalainy ho vady
-
Nanao fanomezana an-tsitrapo
-
Nitandrina ny Sabata
-
Nanome kitay hampiasaina teo amin’ny alitara
-
Nateriny ho an’i Jehovah ny voaloham-bokatra sy izay biby fiompy teraka voalohany