Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

22-28 Febroary

NEHEMIA 12-13

22-28 Febroary
  • Hira 106 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Mametraha fanasana Fahatsiarovana. Tsy dia liana ilay olona.

  • Fitoriana: (4 min. na latsaka) Mametraha fanasana Fahatsiarovana sy Tilikambo Fiambenana. Tena liana ilay olona. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) Hazavao amin’ilay mpianatra ny Fahatsiarovana. Ampiasao ny boky Ampianarina, pejy 206-208. Resaho aminy izay azonao anampiana azy, mba ho afaka hanatrika izy amin’io.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 5

  • Ny Olona Rehetra Mihitsy no Asao Hanatrika Fahatsiarovana!”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Resaho izay hataon’ny fiangonana mba hamitana ny faritany. Alefaso ilay video momba ny Fahatsiarovana, rehefa mandinika an’ilay hoe “Inona avy no azonao atao?” Ampirisiho ny rehetra hanao izay vitany amin’io ezaka manokana io, ary hanampy an’izay rehetra liana. Asio fampisehoana iray.

  • Fianarana Baiboly: ia toko 9 § 14-24, famerenana (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 147 sy Vavaka