Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

8-14 Febroary

NEHEMIA 5-8

8-14 Febroary
  • Hira 123 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ny matoan-dahatsoratra, amin’ny Mifohaza! nivoaka farany, anombohana resaka. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Olona niresahana an’ilay matoan-dahatsoratra, tamin’ny Mifohaza! nivoaka farany, no tsidihina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) Ampiasao ny boky Ampianarina. (bh 28-29 § 4-5)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 62

  • Miezaka Handroso Ara-panahy ve Ianao?: (15 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy. (w14 15/9 3-6) Alefaso ilay video hoe Ry Rahalahy, Miezaha Handroso Ara-panahy! tao amin’ny Tele JW, Desambra 2015. Asongadino fa tokony ho antony tsara no hahatonga ny rahalahy haniry hahazo andraikitra, ary hazavao izay ezaka tokony hataony. Ampirisiho ireo rahalahy mba hiezaka hahafeno fepetra ho mpanampy amin’ny fanompoana sy anti-panahy.

  • Fianarana Baiboly: ia toko 8 § 17-27, famerenana (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 125 sy Vavaka