Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fomba Fitory Modely

Fomba Fitory Modely

MIFOHAZA!

Fanontaniana: Tonga aho mba hanatitra ny anjaranao amin’ny Mifohaza! nivoaka farany. Ato amin’ny pejy faha-2 ato misy fanontaniana. Iza amin’ireo no valin-teninao?

Andinin-teny: Oh 24:10

Atolory ilay izy: Misy torohevitra tsara momba an’izany ato amin’ity lahatsoratra ity.

MIFOHAZA!

Fanontaniana: Araka ny hevitrao, ilaina ve ny mifidy tsara ny namana?

Andinin-teny: Oh 13:20

Atolory ilay izy: Misy soso-kevitra vitsivitsy hanampy antsika hanana namana tsara ato amin’ity gazety Mifohaza! ity. [Resaho ny lahatsoratra ao amin’ny pejy 10-11.]

MIHAINOA AN’ANDRIAMANITRA

Fanontaniana: Tianao ve raha hoatr’izao ny fiainanao? [Asehoy ny pejy 2-3, ary avelao izy hamaly.]

Andinin-teny: Je 29:11

Atolory ilay izy: Resahin’ity bokikely ity fa mieritreritra ny hanome antsika fiainana tsara be Andriamanitra amin’ny hoavy, ary hahazo an’izany isika raha mihaino azy. [Resaho ny pejy 4-5.]

MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO

Mitadiava fanontaniana sy andinin-teny ary atolory ilay izy, toy ireo ohatra eo aloha ireo.