Anabavy tanora manao famelabelarana momba ny famoronana ao am-pianarana

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Febroary 2017

Fomba Fitory Modely

Fomba azo anolorana ny Mifohaza! sy fomba anazavana ny marina momba ny niandohan’​ny olombelona. Jereo ny modely ka mamoròna fomba fitory mety aminao.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Hotahina Izay Mankatò An’i Jehovah

Be fitiavana i Jehovah Andriamanitra ka atorony antsika hoe inona no tokony hataontsika eo amin’ny fiainana.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nijaly ho Antsika i Kristy

Rehefa maty i Jesosy, dia voaporofo fa tsy marina ny fiampangan’i Satana hoe hivadika amin’i Jehovah daholo ny mpanompony.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ampio ny Zanakao mba Tena Hino hoe Misy ny Mpamorona

Inona no inoan’ny zanakao momba ny niandohan’ny fiainana? Ahoana no azonao anampiana azy mba hinoany fa i Jehovah Andriamanitra no Mpamorona?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

‘Ambarao ny Taona Fanehoan’i Jehovah Fankasitrahana’

Taona ara-bakiteny ve ilay hoe “taona fanehoan’i Jehovah fankasitrahana”? Inona no ifandraisan’izy io amin’ny asa fitoriana?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ampiasao Tsara ny Boky sy Gazety

Mitaky ezaka be sy vola be koa ny manao pirinty sy mandefa azy ireny eran-tany. Mila mahay manavaka àry isika rehefa hizara azy ireny amin’ny hafa.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tena Hahafaly Antsika ny Lanitra Vaovao sy Tany Vaovao

Mampanantena lanitra vaovao sy tany vaovao Andriamanitra. Inona ny soa entin’izany ho antsika?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Mifalia Amin’ny Fanantenanao

Toy ny vatofantsika ny fanantenana. Saintsaino foana àry ny fampanantenan’ny Baiboly, dia ho falifaly sy tsy hivadika mihitsy ianao na iharam-pitsapana aza.