13-19 Febroary
ISAIA 52-57
Hira 148 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nijaly ho Antsika i Kristy”: (10 min.)
Is 53:3-5: Natao tsinontsinona izy, ary notorotoroina noho ny fahadisoantsika (w09 15/1 26 § 3-5)
Is 53:7, 8: Nanaiky hanao sorona ny ainy ho antsika izy (w09 15/1 27 § 10)
Is 53:11, 12: Afaka ny ho tonga olo-marina isika, satria tsy nivadika mandra-pahafatiny izy (w09 15/1 28 § 13)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Is 54:1: Iza ilay “vehivavy momba” resahin’io faminaniana io, ary iza ny ‘zanany’? (w06 15/3 11 § 2)
Is 57:15: Inona no dikan’ny hoe ‘mitoetra eo amin’ireo torotoro fo sy manetry tena’ i Jehovah? (w05 15/10 26 § 3)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 57:1-11
FAMPIOFANANA AMINNY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) lf: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) lf 30-31: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 14-15 § 16-17: Ray mampianatra ny zanany iray tsy ampy taona no manao azy ity, raha azo atao.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ampio ny Zanakao mba Tena Hino hoe Misy ny Mpamorona”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ny Hevitry ny Tanora toa Anao: Finoana An’Andriamanitra.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 8 § 8-13 sy ny tabilao “Inona avy ny Boky sy Gazety Miely Indrindra Eran-tany?”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 107 sy Vavaka