20-26 Febroary
ISAIA 58-62
Hira 142 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ambarao ny Taona Fanehoan’i Jehovah Fankasitrahana”: (10 min.)
Is 61:1, 2: Voahosotra mba “hanambara ny taona fanehoan’i Jehovah fankasitrahana” i Jesosy (ip-2 322 § 4)
Is 61:3, 4: Manome an’ireo “hazon’ny fahamarinana” i Jehovah mba hampandrosoana ny asany (ip-2 326-327 § 13-15)
Is 61:5, 6: Miara-miasa ny “mpisoron’i Jehovah” sy ny “hafa firenena” mba hamitana an’ilay asa fitoriana lehibe indrindra hatramin’izay (w12 15/12 25 § 5-6)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Is 60:17: Ahoana no nanatanterahan’i Jehovah an’io fampanantenana io amin’izao andro farany izao? (w15 15/7 9-10 § 14-17)
Is 61:8, 9: Inona ilay “fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra”, ary iza ireo “taranaka”? (w07 15/1 11 § 4)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 62:1-12
FAMPIOFANANA AMINNY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) g17.1 matoan-dahatsoratra
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g17.1 matoan-dahatsoratra
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 16 § 19: Reny mampianatra ny zanany vavy iray tsy ampy taona no manao azy ity, raha azo atao.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Mampiasà Video eny Amin’ny Fanompoana: (6 min.) Lahateny. Alefaso ilay video hoe Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra? Ampirisiho ny rehetra hampiseho an’ilay video, rehefa mametraka ny zavatra atolotra amin’ny Martsa sy Aprily amin’ny olona itoriany na tsidihiny.
“Ampiasao Tsara ny Boky sy Gazety”: (9 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fanaterana Boky Ara-baiboly any Congo.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 8 § 14-18 sy ny efajoro “Nahoana Isika no Mahavita Mandika Baiboly Haingana?” ary ny famerenana “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 114 sy Vavaka