27 Febroary–5 Martsa
ISAIA 63-66
Hira 19 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tena Hahafaly Antsika ny Lanitra Vaovao sy Tany Vaovao”: (10 min.)
Is 65:17: ‘Tsy hotsarovana intsony ny zavatra taloha’ (ip-02 383 § 23)
Is 65:18, 19: Ho faly be isika (ip-2 384 § 25)
Is 65:21-23: Ho afa-po amin’ny fiainana isika sady tsy hanana ahiahy (w12 15/9 9 § 4-5)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Is 63:5: Inona no dikan’ny hoe manampy an’Andriamanitra ny fahavinirany? (w07 15/1 11 § 5)
Is 64:8: Ahoana no ampiharan’i Jehovah ny fahefany rehefa mamolavola antsika izy? (w13 15/6 25 § 3-5)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 63:1-10
FAMPIOFANANA AMINNY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ef 5:33: Ampianaro ny Tena Marina.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) 1Ti 5:8; Tit 2:4, 5: Ampianaro ny Tena Marina.
Lahateny: (6 min. na latsaka) Is 66:23; w06 1/11 30-31 § 14-17: Foto-kevitra: Ho Anisan’ny Fanompoantsika Foana ny Fivoriana
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Mifalia Amin’ny Fanantenanao” (Is 65:17, 18; Ro 12:12): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mifalia Amin’ilay Fanantenana.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 9 § 1-9 sy ny tabilao “Isan’ny Mpitory”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 95 sy Vavaka