6-12 Febroary
ISAIA 47-51
Hira 120 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Hotahina Izay Mankatò An’i Jehovah”: (10 min.)
Is 48:17: Mila mankatò ny toromarik’i Jehovah ireo manaraka ny fivavahana marina (ip-2 131 § 18)
Is 48:18: Tia antsika i Jehovah ary tiany hankafy fiainana isika (ip-2 131 § 19)
Is 48:19: Hahazo fitahiana mandrakizay isika raha mankatò (ip-2 132 § 20-21)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Is 49:6: Nahoana ny Mesia no lazaina hoe “fahazavan’ny hafa firenena” nefa ny Israelita ihany no nitoriany? (w07 15/1 9 § 8)
Is 50:1: Nahoana i Jehovah no nanontany ny Israelita hoe: “Aiza izay taratasy fisaraham-panambadiana nomeko an-dreninareo?” (it “Fisaraham-panambadiana”: “Fisaraham-panambadiana an’ohatra”)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 51:12-23
FAMPIOFANANA AMINNY FANOMPOANA
Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Azo atolotra mandritra ny Febroary ilay bokikely hoe Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao? na ilay hoe Ahoana no Nampisy Antsika? Fanontaniana Dimy Mila Dinihina, arakaraka izay mahaliana an’ilay olona. (Jereo ilay efajoro hoe “Ahoana no Nampisy Antsika? Fanontaniana Dimy Mila Dinihina.”)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (7 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 144-145). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.
Ataovy Namanao i Jehovah: Ankatoavy i Jehovah: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video. Fanontaniana: Nahoana isika no tena tokony hankatò an’i Jehovah? (Oh 27:11) Rahoviana avy ny ankizy no tsy maintsy mankatò an’i Jehovah? Amin’ny lafiny inona avy ny olon-dehibe no tsy maintsy mankatò an’i Jehovah?
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 8 § 1-7 sy ny efajoro “Mandika Boky sy Gazety Amin’ny Fiteny 670 Mahery”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 98 sy Vavaka