Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

12-18 Febroary

MATIO 14-15

12-18 Febroary
  • Hira 93 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Olona Vitsy Manome Sakafo Olona Maro”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 15:7-9: Nahoana isika no tsy tokony hihatsaravelatsihy? (“mpihatsaravelatsihy” fanazavana Mt 15:7, nwtsty)

    • Mt 15:26: Inona no mety ho tian’i Jesosy holazaina tamin’ilay hoe “alikakely”? (“zaza ... alikakely” fanazavana Mt 15:26, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 15:1-20

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w15 15/9 16-17 § 14-17: Foto-kevitra: Diniho Foana Izay Nataon’i Jesosy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 135

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Miezaha Hinamana Amin’ny Olona Tia An’i Jehovah: (7 min.) Alefaso io video io. Mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo. Fanontaniana: Nahoana ianao no tokony hinamana amin’ny olona tia an’i Jehovah? Inona no ianaranao avy amin’izy ireny?

  • Hajao ny Rainao sy ny Reninao”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay kisarisary hoe Ahoana no Hahaizako Miresaka Amin’i Dada sy Neny?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 8

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 148 sy Vavaka