Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

19-25 Febroary

MATIO 16-17

19-25 Febroary
  • Hira 45 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ny Hevitr’iza no Eritreretinao?”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 16:18: Iza ilay vatolampy nanorenan’i Jesosy ny fiangonana kristianina? (“ianao no Petera, ary eo ambonin’ity vatolampy ity”, “fiangonako” fanazavana Mt 16:18, nwtsty)

    • Mt 16:19: Inona ireo “lakilen’ny fanjakan’ny lanitra” nomen’i Jesosy an’i Petera? (“lakilen’ny fanjakan’ny lanitra” fanazavana Mt 16:19, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 16:1-20

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA