Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

26 Febroary–4 Martsa

MATIO 18-19

26 Febroary–4 Martsa
  • Hira 121 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mitandrema mba Tsy Hanota na Hanafintohina ny Hafa”: (10 min.)

    • Mt 18:6, 7: Tsy tokony hanafintohina ny hafa isika (“vato lehibe fikosoham-bary”, “vato mahatafintohina” fanazavana sy “Vato Fikosoham-bary”, “Vato Ambony sy Vato Ambany” sary Mt 18:6, 7, nwtsty)

    • Mt 18:8, 9: Tsy maintsy halavirintsika izay rehetra mety hahatonga antsika hanota (“Gehena” fanazavana Mt 18:9, nwtsty sy fanazavana fanampiny bi12, 3E: “Gehena”)

    • Mt 18:10: Fantatr’i Jehovah raha nanafintohina ny hafa isika (“mahita ny tavan’ny Raiko” fanazavana Mt 18:10, nwtsty; w10 1/11 16)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 18:21, 22: Impiry isika no tokony hamela ny heloky ny rahalahintsika? (“impito amby fitopolo” fanazavana Mt 18:22, nwtsty)

    • Mt 19:7: Inona no antony nanaovana ny “taratasy fisaraham-panambadiana”? (“taratasy fisaraham-panambadiana” fanazavana sy “Taratasy Fisaraham-panambadiana” sary Mt 19:7, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 18:18-35

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary mametraha boky na bokikely fianarana Baiboly.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 26 § 18-20: Miezaha hanohina ny fon’ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 90

  • Aza Manao Izay Hahatafintohina Olona Mihitsy (2Ko 6:3): (9 min.) Alefaso ilay video.

  • Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana Manomboka ny 3 Martsa: (6 min.) Lahateny miorina amin’ny Tari-dalana ho An’ny Fivoriana, Febroary 2016, “Ny Olona Rehetra Mihitsy no Asao Hanatrika Fahatsiarovana!” Omeo fanasana iray avy ny mpanatrika, ary resaho ny votoatiny. Asongadino fa hatao amin’ny herinandron’ny 19 Martsa 2018 ilay lahateny manokana hoe: “Iza Marina moa i Jesosy Kristy?” Vao mainka hotsindrian-daona hanatrika Fahatsiarovana ny rehetra amin’izay. Resaho ny fandaharana ataon’ny fiangonana mba hamitana ny faritany.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 10, efajoro “Dia Nahafinaritra”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 133 sy Vavaka