Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

5-11 Febroary

MATIO 12-13

5-11 Febroary
  • Hira 27 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Fanoharana Momba ny Vary sy ny Tsimparifary”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 12:20: Inona no tokony hataontsika raha te hangoraka hoatran’i Jesosy isika? (“lahin-jiro manetroka” fanazavana Mt 12:20, nwtsty *)

    • Mt 13:25: Tena nisy ve izany hoe olona namafy tsimparifary teny an-tanimbarin’ny olona izany fahiny? (w16.10 32)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 12:1-21

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 22-23 § 10-12

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

[Fanamarihana ambany pejy]

^ feh. 11 Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).