Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Mahasoa Antsika Ireo Fanoharana Momba Ilay Fanjakana

Mahasoa Antsika Ireo Fanoharana Momba Ilay Fanjakana

Nampiasa fanoharana tsotra i Jesosy mba hampitana lesona lehibe. Ireo manetry tena ihany anefa no te hahazo sy hampihatra an’izay nampianariny. (Mt 13:10-15) Diniho tsirairay ireo fanoharana ireo ary valio ireto: Inona no tokony hataoko raha te handray soa avy amin’io fanoharana io aho? Inona no tokony ho vokatr’izany eo amin’ny fiainako?

NY FANJAKAN’NY LANITRA DIA TOY NY...