Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Mbola mahasoa antsika ve ny Baiboly?

Andinin-teny: 2Ti 3:16

Horesahina amin’ny manaraka: Mifanaraka amin’ny siansa ve ny Baiboly?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Mifanaraka amin’ny siansa ve ny Baiboly?

Andinin-teny: Jb 26:7

Horesahina amin’ny manaraka: Mahasoa ve ny torohevitry ny Baiboly?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Mahasoa ve ny torohevitry ny Baiboly?

Andinin-teny: Oh 14:30

Horesahina amin’ny manaraka: Tanteraka ve ny faminaniana resahin’ny Baiboly?