Olona mankafy ny zavaboary, Soisa

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Febroary 2019

Hevitra Azo Resahina

Hevitra maromaro azo resahina momba ny hoe mbola mahasoa antsika ve ny Baiboly.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ampiofano Foana ny Feon’ny Fieritreretanao

Ho azo ianteherana ny feon’ny fieritreretantsika raha zarintsika hanaraka ny toro lalan’ny Baiboly.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Voamarikao ve Ireo Toetrany Tsy Hita Maso?

Hita avy amin’ny zavaboary hoe mahery i Jehovah, be fitiavana, hendry sy mahira-tsaina, tia rariny, ary malala-tanana.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

‘Andriamanitra Naneho ny Fitiavany Antsika’

Inona no azontsika atao mba hampisehoana hoe mankasitraka ny vidim-panavotana isika?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Miandry Fatratra” ve Ianao?

Ahoana no hampisehoanao hoe miandry “ny fampiharihariana an’ireo zanak’Andriamanitra” ianao?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Miezaha Hiandry Foana sy Hiaritra

Inona no hanampy antsika hiaritra rehefa miatrika olana?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ilay Fanoharana Momba ny Hazo Oliva

Manondro inona ilay hazo oliva sy ny vatany ary ny sampany?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hatsarao ny Fanompoanao: Ajanòny ny Fianarana Rehefa Tsy Mandroso Ilay Olona

Ahoana raha tsy mandroso ny olona iray nefa efa ela izy no nianatra?