Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

11-​17 Febroary

ROMANINA 4-6

11-​17 Febroary
  • Hira 20 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 4)

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 6)

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 107

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 54

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 97 sy Vavaka