Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ROMANINA 7-8

“Miandry Fatratra” ve Ianao?

“Miandry Fatratra” ve Ianao?

8:19-21

  • “Ny zavaboary”: Ireo manantena hiaina mandrakizay eto an-tany

  • “Ny fampiharihariana an’ireo zanak’Andriamanitra”: Rehefa hiaraka amin’i Kristy handrava ny tontolon’i Satana ny voahosotra

  • “Miorina amin’izao fanantenana izao”: Mampanantena i Jehovah fa hanafaka antsika. Afaka manao an’izany izy satria maty ho antsika i Jesosy sady natsangana tamin’ny maty

  • “Hafahana amin’ny fanandevozan’ny fahalovana”: Hafahana tsikelikely amin’ny vokatry ny ota sy ny fahafatesana ny olombelona