4-10 Febroary
ROMANINA 1-3
Hira 88 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ampiofano Foana ny Feon’ny Fieritreretanao”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Romanina.]
Ro 2:14, 15: Manana feon’ny fieritreretana ny olona tsirairay (lv 16 § 6)
Ro 2:15: Mila mampiofana ny feon’ny fieritreretantsika isika mba ho azo ianteherana izy io (lv 17-18 § 8-9)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Ro 3:4: Inona no tokony hataontsika mba ho “Andriamanitra no ho hita fa marina”? (w08 15/6 30 § 5)
Ro 3:24, 25: Nahoana no voavela ny “fahotana [nataon’ny olona] fahiny”, nefa tatỳ aoriana vao ‘naloa ny vidim-panavotana’? (w08 15/6 29 § 6)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ro 1:1-17 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Hoatran’ny hoe Miresaka Andavanandro Ianao, ary iaraho midinika ny lesona 2 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) w06 1/6 12 § 4–13 § 2: Foto-kevitra: Tadidio Foana fa Voafetra ny Zavatra Vitanao sy ny Zavatra Vitan’ny Hafa. (th lesona 7)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Voamarikao ve Ireo Toetrany Tsy Hita Maso?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra ny Hakanton’ny Zavaboary: Hazavana sy Loko.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 53
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 142 sy Vavaka