TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Janoary 2016
Fomba Fitory Modely
Fomba azo anolorana Ny Tilikambo Fiambenana sy ny Mifohaza! ary ny bokikely Vaovao Tsara Natao ho Anao! Jereo ny modely ary mamoròna fomba fitory mety aminao.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Mitaky Asa Mafy ny Fivavahana Amin’i Jehovah
Alao sary an-tsaina i Hezekia Mpanjaka, nafana fo erỳ namerina ny fivavahana marina. Jereo ny sary sy sarintany ary daty, mba ho azonao tsara ny 2 Tantara 29-30.
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Ahoana no Fampiasa ny Bokikely Vaovao Tsara Rehefa Mampianatra?
Dingana dimy ampiasana ny bokikely Vaovao Tsara rehefa mampianatra Baiboly.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Tombontsoa ny Manorina sy Mikarakara ny Toerana Fivavahantsika
Fanompoana masina ny fikarakarana ny toerana fivavahantsika. Inona avy no azontsika atao mba hampisehoana fa mazoto amin’izany isika?
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Raisin’i Jehovah Izay Tena Mibebaka
Tena nibebaka i Manase ary nisy vokany tsara izany. Ampitahao izay nataony talohan’izy ho lasa babo sy rehefa nafahana avy any Babylona. (2 Tantara 33-36)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Mitana ny Teny Nataony i Jehovah
Datin’ireo zava-nitranga tantarain’ny Ezra 1-5. Maro be ny olana nefa tafody tany Jerosalema ny Jiosy, namerina ny fivavahana marina, ary nanorina ny tempoly.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Mila Olona Vonona sy Mazoto i Jehovah
Nila herim-po sy finoana matanjaka i Ezra sy ireo niaraka taminy nankany Jerosalema. Jereo ny sary sy sarintany mba ho azonao an-tsaina ny dian’izy ireo.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Hatsarao ny Fanompoanao: Aoka Ianao ho Vonona Hanao Fiverenana Mitsidika
Torohevitra telo hanampy anao hanao fiverenana mitsidika rehefa mahita olona liana.