18-24 Janoary
Ezra 1-5
Hira 85 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mitana ny Teny Nataony i Jehovah”: (10 min.) [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Ezra.]
Ezr 3:1-6: Tanteraka foana ny faminaniana lazain’i Jehovah (w06 15/1 19 § 2)
Ezr 5:1-7: Afaka manova ny zava-misy i Jehovah mba hanampiana ny vahoakany (w06 15/1 19 § 4; w86 15/4 9 § 5; w86 1/5 29, efajoro)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Ezr 1:3-6: Nahoana no tsy voatery hoe tsy ampy finoana ireo Israelita tsy niverina tany an-tanindrazany? (w06 15/1 17 §5; 19 § 1)
Ezr 4:1-3: Nahoana ny Israelita no tsy nanaiky hampiana tamin’io? (w06 15/1 19 § 3)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: Ezr 3:10–4:7 (4 min. na latsaka)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ilay lahatsoratra any amin’ny pejy farany, amin’ny Tilikambo Fiambenana nivoaka farany, anombohana resaka. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Olona niresahana an’ilay lahatsoratra any amin’ny pejy farany, tamin’ny Tilikambo Fiambenana nivoaka farany, no tsidihina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) Ampiasao ny boky Ampianarina, toko 2, fehintsoratra 6-8.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
‘Homena Anareo Izany Rehetra Izany’: (5 min.) Lahateny miorina amin’ny Matio 6:33 sy Lioka 12:22-24. Nampanantena i Jehovah fa hikarakara an’izay ilaintsika andavanandro, raha ataontsika loha laharana ilay Fanjakana. Asao ny mpitory hitantara an’izay zavatra hitany na niainany, ka tena nahatsapany an’izany.
Mitana ny Teninao ve Ianao?: (10 min.) Fiaraha-midinika. (w14 15/3 30-32)
Fianarana Baiboly: ia toko 7 § 1-14 (30 min.)
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 41 sy Vavaka