Mitaky Asa Mafy ny Fivavahana Amin’i Jehovah
Namerina ny fivavahana marina i Hezekia sady tena nafana fo
-
746-716 T.K.
Nanjaka i Hezekia
-
NISANA 746 T.K.
-
Andro 1-8: Nodiovina ny tokotany anatiny
-
Andro 9-16: Nodiovina ny tranon’i Jehovah
-
Fandrakofam-pahotana ho an’ny Israely rehetra. Naverina tamin’ny laoniny ny fivavahana marina
-
-
740 T.K.
Resy i Samaria