16-22 Janoary
ISAIA 34-37
Hira 31 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Novalian-tsoa i Hezekia Noho ny Finoany”: (10 min.)
Is 36:1, 4-10, 15, 18-20: Nihantsy an’i Jehovah ny Asyrianina sady nandrahona an’ilay vahoakany (ip-1 386-388 § 7-14)
Is 37:1, 2, 14-20: Natoky an’i Jehovah i Hezekia (ip-1 389-391 § 15-17)
Is 37:33-38: Niaro ny vahoakany i Jehovah (ip-1 391-394 § 18-22)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Is 35:8: Inona ilay “Lalan’ny Fahamasinana”, ary iza ihany no afaka mandeha amin’izy io? (w08 15/5 26 § 4; 27 § 2)
Is 36:2, 3, 22: Nahoana i Sebna no modely ho an’ireo manaiky hanarina? (w07 15/1 8 § 6)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 36:1-12
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Mt 24:3, 7, 14: Ampianaro ny Tena Marina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) 2Ti 3:1-5: Ampianaro ny Tena Marina. Omeo karatra jw.org ilay olona amin’ny farany.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 31-32 § 11-12: Asao hivory ilay olona.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Jehovah ô! ... Ianao no Itokisako”: (15 min.) Fanontaniana sy valiny. Alefaso aloha ilay video hoe “Jehovah ô! ... Ianao no Itokisako”—Ampahany.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 7 § 1-9
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 96 sy Vavaka