Omen’ i Jehovah Hery ny Reraka
-
Manararaotra ny fisian’ny rivotra mafana ny voromahery, ka mahavita manidina mandritra ny ora maro. Mihodinkodina ao anatin’ilay rivotra izy, ary entin’izy io miakatra tsikelikely. Mifindra mankao amin’ny rivotra mafana hafa izy rehefa tafakatra ambonimbony, dia hoatr’izay foana no ataony
-
Toy ny hoe tsy mila mampiasa ny heriny ny voromahery mba hanidinana. Tsy ny herintsika koa fa ny hery omen’i Jehovah no ahafahantsika manompo azy foana