30 Janoary–5 Febroary
ISAIA 43-46
Hira 33 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Andriamanitra Mpanatanteraka Faminaniana i Jehovah”: (10 min.)
Is 44:26-28: Naminany i Jehovah fa haorina indray i Jerosalema sy ny tempoly, ary i Kyrosy no handresy an’i Babylona (ip-2 71-72 § 22-23)
Is 45:1, 2: Nolazain’i Jehovah tamin’ny an-tsipiriany ny fomba handresena an’i Babylona (ip-2 77-78 § 4-6)
Is 45:3-6: Noresahin’i Jehovah ny antony nampiasany an’i Kyrosy mba handresena an’i Babylona (ip-2 79-80 § 8-10)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Is 43:10-12: Nahoana no azo lazaina hoe vavolombelon’i Jehovah ny firenen’Israely? (w14 15/11 21-22 § 14-16)
Is 43:25: Inona no tena mahatonga an’i Jehovah hikosoka ny fahadisoantsika? (ip-2 60 § 24)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 46:1-13
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) lc: Mitory tsy ara-potoana amin’ny mpiara-miasa na mpiara-mianatra.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) lc: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 4
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Tena Marina ve Izay Lazain’ny Baiboly?: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video. Fanontaniana: Ahoana no azo ampiasana an’io video io rehefa mitory tsy ara-potoana, ampahibemaso, ary isan-trano? Tantarao izay nahafinaritra anao tamin’ianao nampiasa azy io.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 7 § 19-23 sy ny efajoro hoe “JW.ORG”, ny tabilao hoe “Inona avy no Efa Nataontsika mba Hitoriana Amin’ny Olona Be dia Be?”, ary ny efajoro hoe “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 103 sy Vavaka