Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

1-7 Janoary

MATIO 1-3

1-7 Janoary
  • Hira 14 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Efa Manakaiky ny Fanjakan’ny Lanitra”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Matio.]

    • Mt 3:1, 2: Nambaran’i Jaona Mpanao Batisa fa ho avy tsy ho ela ilay ho Mpitondra ny Fanjakana any an-danitra (“nitory”, “fanjakana”, “fanjakan’ny lanitra”, “efa manakaiky” fanazavana Mt 3:1, 2, nwtsty *)

    • Mt 3:4: Nanana fiainana tsotra i Jaona Mpanao Batisa. Nifantoka tanteraka tamin’ny fanaovana ny sitrapon’Andriamanitra izy (“Ny Fitafian’i Jaona Mpanao Batisa sy ny Fisehoany Ivelany”, “Valala”, “Tantelidia” sary Mt 3:4, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 1:3: Nahoana i Matio no nitanisa anarana vehivavy dimy tao amin’ny lisitry ny razamben’i Jesosy, izay lehilahy daholo ny ankamaroany? (“Tamara” fanazavana Mt 1:3, nwtsty)

    • Mt 3:11: Inona no manaporofo fa mila aroboka tanteraka ny olona atao batisa? (“manao batisa anareo” fanazavana Mt 3:11, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 1:1-17

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Jereo Hevitra Azo Resahina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 41-42 § 6-7

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 72

  • Tatitra Isan-taona: (15 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy. Vakio ilay taratasy misy ny tatitra isan-taona avy amin’ny biraon’ny sampana. Avy eo dia manadinadìna mpitory vitsivitsy, izay nahavita zavatra niavaka tamin’ny fanompoana tamin’ny taon-dasa.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 2

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 137 sy Vavaka

[Fanamarihana ambany pejy]

^ feh. 8 Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).