15-21 Janoary
MATIO 6-7
Hira 21 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Katsaho Foana Aloha Ilay Fanjakana”: (10 min.)
Mt 6:10: Zava-dehibe ilay Fanjakana, matoa anisan’ny voatonona voalohany ao amin’ilay vavaka modely (bhs 178 § 12)
Mt 6:24: Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy ny “Harena” isika (“manompo” fanazavana Mt 6:24, nwtsty)
Mt 6:33: Homen’i Jehovah an’izay ilainy ireo mpanompony tsy mivadika mikatsaka voalohany an’ilay Fanjakana (“Katsaho foana”, “ny fanjakany”, “ny fahamarinany” fanazavana Mt 6:33, nwtsty; w16.07 12 § 18)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Mt 7:12: Ahoana no azon’ny mpitory ampiharana an’io andininy io rehefa manomana fampidiran-dresaka izy? (w14 15/5 14-15 § 14-16)
Mt 7:28, 29: Nanao ahoana ny vahoaka rehefa nahare ny fampianaran’i Jesosy, ary nahoana? (“nitolagaga”, “fomba fampianany”, “tsy toy ny mpanora-dalàna teo aminy” fanazavana Mt 7:28, 29, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 6:1-18
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao.
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Tsy ao ilay olona nitorianao tamin’ny farany, fa ny havany no mamoha trano. Miresaka aminy an’ilay hevitra azo resahina ianao.
Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Aza Manahy Intsony”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe Ireo Sarin-teny Nampiasain’i Jesosy: Jereo ny Voro-manidina sy ny Lisy.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 4
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 132 sy Vavaka