22-28 Janoary
MATIO 8-9
Hira 17 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tia Olona i Jesosy”: (10 min.)
Mt 8:1-3: Niavaka ny zavatra nataon’i Jesosy rehefa nangoraka lehilahy iray boka izy (“nikasika azy”, “Sitrako tokoa” fanazavana Mt 8:3, nwtsty)
Mt 9:9-13: Tian’i Jesosy ireo olona nohamavoin’ny hafa (“nandry ilika nisakafo”, “mpamory hetra” fanazavana Mt 9:10, nwtsty)
Mt 9:35-38: Tia olona i Jesosy, ka nitory ny vaovao tsara na dia reraka aza. Nivavaka tamin’Andriamanitra koa izy mba haniraka mpiasa maro kokoa (“nangoraka” fanazavana Mt 9:36, nwtsty)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Mt 8:8-10: Inona no ianarantsika avy amin’ny resak’i Jesosy sy ilay manamboninahitra? (w02 15/8 13 § 16)
Mt 9:16, 17: Inona no hevi-dehibe tian’i Jesosy hasongadina amin’ireo fanoharana roa ireo? (jy 70 § 6)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 8:1-17
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona.
Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 47 § 18-19
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Izy Tokoa no “Nataon’Andriamanitra ho Tompo sy Kristy”: Fizarana 1—Ampahany: (15 min.) Fiaraha-midinika. Vakio ny Matio 9:18-25 ary jereo io ampahana video io. Apetraho avy eo ireto fanontaniana ireto:
Inona no nanaporofo hoe niahy an’ilay vehivavy narary sy niahy an’i Jairo i Jesosy?
Ahoana no fahitanao ny faminanian’ny Baiboly momba ny zavatra hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra, rehefa avy nandinika an’io tantara io ianao?
Tia olona i Jesosy. Ahoana avy no azontsika anahafana azy?
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 5
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 95 sy Vavaka