8-14 Janoary
MATIO 4-5
Hira 82 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Toritenin’i Jesosy teo An-tendrombohitra?”: (10 min.)
Mt 5:3: Sambatra isika rehefa mahatsapa fa mila an’Andriamanitra (“Sambatra”, “mahatsapa fa mila an’Andriamanitra” fanazavana Mt 5:3, nwtsty)
Mt 5:7: Sambatra isika rehefa mamindra fo sy mangoraka (“mamindra fo” fanazavana Mt 5:7, nwtsty)
Mt 5:9: Sambatra ny mpampihavana (“mpampihavana” fanazavana Mt 5:9, nwtsty; w07 1/12 17)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Mt 4:9: Inona no nasain’i Satana nataon’i Jesosy tamin’izy naka fanahy azy? (“miankohoka indray mandeha” fanazavana Mt 4:9, nwtsty)
Mt 4:23: Inona ireo asa lehibe roa nataon’i Jesosy? (“nampianatra ... nitory” fanazavana Mt 4:23, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 5:31-48
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Jereo Hevitra Azo Resahina.
Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Lahateny: (6 min. na latsaka) w16.03 31-32: Foto-kevitra: Tena Nentin’i Satana Teny Amin’ny Tempoly Tokoa ve i Jesosy Rehefa Nalainy Fanahy?
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Sambatra Izay Enjehina Noho ny Fahamarinana: (9 min.) Alefaso ilay video hoe Nogadraina Noho ny Finoany ry Namgung, ary asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.
“Inona no Dikan’ny hoe Mandehana Aloha Mihavana Amin’ny Rahalahinao?”: (6 min.) Fiaraha-midinika. Hazavao hoe nahoana no izay resahin’ny teboka farany ao amin’ireo lisitra ireo ihany no tokony hatao.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 3
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 141 sy Vavaka