Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ahoana no Ahazoana ny Fitahian’i Jehovah?

Ahoana no Ahazoana ny Fitahian’i Jehovah?

Aza manompo andriamanitra tsy misy dikany (Le 26:1; w08 15/4 4 § 8)

Araho izay atoron’i Jehovah rehefa manompo azy (Le 26:2; it “Tahotra”: “Fahatsapana tahotra sy fanajana” § 6)

Ankatoavy ny didiny (Le 26:3, 12; w91 1/6 17 § 10)

Izay Israelita nankatò foana ny lalàn’i Jehovah, dia nifandray tsara taminy sady nahazo fitahiana be dia be.

Iza amin’ireto fitahiana ireto no efa azonao?

  • Mahalala ny marina ao amin’ny Baiboly

  • Milamin-tsaina

  • Manana tokantrano sambatra

  • Manantena hoavy tsara