Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ny Fanompoana Ataon’ny Levita

Ny Fanompoana Ataon’ny Levita

Nalain’i Jehovah ny Levita mba ho solon’ny lahimatoan’ny Israelita (No 3:11-13; it “Mpisorona”: “Teo ambanin’ny fifaneken’ny Lalàna” § 1)

Nanana andraikitra manokana ny Levita (No 3:25, 26, 31, 36, 37; it “Levita”: “Andraikitra” § 1)

Niantsoroka ny andraikiny rehetra ny Levita 30 taona ka hatramin’ny 50 taona (No 4:46-48; it “Levita”: “Andraikitra” § 3)

Ireo lehilahy taranak’i Arona ihany no nanao ny asan’ny mpisorona, ary nanampy azy ireo ny Levita hafa. Hoatr’izany koa amin’izao. Ny rahalahy sasany ihany no miantsoroka an’ireo andraikitra mavesatra, fa manampy amin’ny asa hafa tena ilaina ny rahalahy hafa.