Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

18-24 Janoary

LEVITIKOSY 22-23

18-24 Janoary
  • Hira 86 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraha gazety manazava an’ilay hevitra noresahin’ilay olona. (th lesona 13)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 9)

  • Lahateny: (5 min.) w07 15/7 26: Foto-kevitra: Iza no Nijinja ny Voaloham-bokatra Tamin’ny Vary Orza, Izay Nentina tao Amin’ny Toerana Masina? (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA