Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Andevo israelita miverina any amin’ny fianakaviany sy ny taniny indray, mandritra ny Jobily

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ny Taon-jobily sy Ilay Fanafahana Amin’ny Hoavy

Ny Taon-jobily sy Ilay Fanafahana Amin’ny Hoavy

Noho ny taon-jobily, dia tsy nisy Israelita bokan’ny trosa na nahantra mandra-pahafatiny (Le 25:10; it “Fahafahana”: “Manome fahafahana Andriamanitra”; jereo ny sary, pejy 1)

Rehefa nivarotra tany ny Israelita dia toy ny hoe nampanofaina ilay izy, ary arakaraka ny vokatra hiakatra ny vidiny (Le 25:15; it “Lova”: “Teo ambanin’ny Lalàna” § 3)

Notahin’i Jehovah ny vahoakany, rehefa nankatò ny lalàna momba ny taon-jobily (Le 25:18-22; it “Jobily” § 8)

Kely sisa ny olombelona tsy mivadika dia handray soa amin’ilay jobily an’ohatra. Hafahana tanteraka amin’ny ota sy ny fahafatesana izy ireo amin’izay.—Ro 8:21.

Inona no tokony hataontsika tsirairay, raha tiantsika ny hahazo an’ilay fahafahana ampanantenain’i Jehovah?