Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Miezaha Hadio Fitondran-tena Foana

Miezaha Hadio Fitondran-tena Foana

Tsy tian’i Jehovah hitovy amin’ny an’ity tontolo ity ny fitondran-tenantsika (Le 18:3; w19.06 28 § 1)

Raran’i Jehovah ny fahotana toy ny hoe firaisana amin’ny havana akaiky na amin’ny biby, sy ny firaisan’ny samy lehilahy na samy vehivavy (Le 18:6, 22, 23; w17.02 20 § 13)

Horinganiny ireo olona maloto fitondran-tena eto amin’ity tontolo ity (Le 18:24, 25; Oh 2:22; w14 1/7 7 § 2)

Mamandrika antsika i Satana, satria tsy tiany ho tonga any amin’ny tontolo vaovao isika. Afaka miaro antsika amin’ireny fandrika ireny anefa ny toro lalan’i Jehovah.

Ahoana no ampisehoantsika amin’i Jehovah hoe halantsika ny fitondran-tena maloto?