8-14 Febroary
NOMERY 1-2
Hira 123 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Alamin’i Jehovah ny Vahoakany”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
No 1:2, 3: Nahoana no nisaina ny Israelita manontolo? (it “Fanisam-bahoaka” § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) No 1:1-19 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hianatra Baiboly ilay olona, ary asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 9)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Ampifanaraho amin’izay ilain’ilay olona ny resaka ataonao sy ny andinin-teny vakinao. (th lesona 12)
Lahateny: (5 min.) w08 1/7 21: Foto-kevitra: Nahoana no Lazaina Foana hoe 12 ny Fokon’ny Israely, Nefa 13 Izy Ireo Raha ny Marina? (th lesona 7)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Voalamina mba Hitory Amin’ny Olona Rehetra”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Namanao i Jehovah: Mianara Mitory Amin’ny Teny Vahiny. Iaraho midinika ny zavatra sasany mampiavaka ny programa JW Language®.
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 5 § 1-6, efajoro “Tsy Nanao Politika ny Kristianina Voalohany”, “Tsy Anisan’ity Tontolo Ity ve Aho?”
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 13 sy Vavaka